Ny Filazantsara Nosoratan’i Matio
Toko
Topy Maso
-
TORITENY TEO AN-TENDROMBOHITRA (1-48)
Nanomboka nampianatra teo an-tendrombohitra i Jesosy (1, 2)
Zavatra sivy mahasambatra (3-12)
Sira sy fahazavana (13-16)
Hanatanteraka ny Lalàna i Jesosy (17-20)
Torohevitra momba ny hatezerana (21-26), fanitsakitsaham-bady (27-30), fisaraham-panambadiana (31, 32), fianianana (33-37), valifaty (38-42), fitiavana ny fahavalo (43-48)
-
“Tompon’ny Sabata” i Jesosy (1-8)
Lehilahy maty tanana nositranina (9-14)
Mpanompo malalan’Andriamanitra (15-21)
Fanahy masina no namoahana demonia (22-30)
Fahotana tsy ahazoana famelana (31, 32)
Ny voany no ahafantarana ny hazo (33-37)
Famantarana ny amin’i Jona (38-42)
Rehefa miverina indray ny fanahy maloto (43-45)
Ny renin’i Jesosy sy ny rahalahiny (46-50)
-
FANOHARANA MOMBA ILAY FANJAKANA (1-52)
Ny mpamafy (1-9)
Ny antony nanaovan’i Jesosy fanoharana (10-17)
Ny dikan’ilay fanoharana momba ny mpamafy (18-23)
Ny vary sy ny tsimparifary (24-30)
Ny voan-tsinapy sy ny lalivay (31-33)
Tanteraka ny faminaniana rehefa nampiasa fanoharana i Jesosy (34, 35)
Ny dikan’ilay fanoharana momba ny vary sy ny tsimparifary (36-43)
Harena nafenina sy ilay perla faran’izay tsara (44-46)
Ny harato tarihina (47-50)
Zavatra vaovao sy tranainy avy ao amin’ny trano fitehirizana (51, 52)
Tsy nino an’i Jesosy ny olona tao amin’ny faritra niaviany (53-58)
-
Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema i Jesosy (1-11)
Nanadio ny tempoly i Jesosy (12-17)
Nanozona aviavy naniry (18-22)
Avy amin’iza ny fahefan’i Jesosy? (23-27)
Fanoharana momba ny zanaka roa lahy (28-32)
Fanoharana momba ny mpamboly namono olona (33-46)
Vato fehizoro tsy tian’ny mpanao trano (42)
-
FAMANTARANA NY FANATREHAN’I KRISTY (1-51)
-
Nitetika ny hamono an’i Jesosy ny mpisorona (1-5)
Menaka manitra nararaka teo amin’i Jesosy (6-13)
Ny Paska farany; ny hamadihana an’i Jesosy (14-25)
Ny Sakafo Harivan’ny Tompo voalohany (26-30)
Nilaza i Jesosy hoe handa azy i Petera (31-35)
Nivavaka tao Getsemane i Jesosy (36-46)
Nosamborina i Jesosy (47-56)
Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (57-68)
Nanda an’i Jesosy i Petera (69-75)