ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 Bokin’ny Mpitsara Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 Topy Maso 1 Fandresena azon’ny fokon’i Joda sy Simeona (1-20) Tsy niala tao Jerosalema ny Jebosita (21) Azon’ny taranak’i Josefa i Betela (22-26) Tsy noroahina daholo ny Kananita (27-36) 2 Fampitandremana avy amin’ny anjelin’i Jehovah (1-5) Maty i Josoa (6-10) Notendrena ny mpitsara mba hamonjy ny Israely (11-23) 3 Notsapain’i Jehovah ny Israely (1-6) Otniela, mpitsara voalohany (7-11) Novonoin’i Ehoda Mpitsara i Eglona mpanjaka matavy be (12-30) Samgara Mpitsara (31) 4 Nampijalin’i Jabina Mpanjaka ny Israely (1-3) Debora mpaminanivavy sy Baraka Mpitsara (4-16) Novonoin’i Jaela i Sisera lehiben’ny tafika (17-24) 5 Hiram-pandresena nataon’i Debora sy Baraka (1-31) Niady tamin’i Sisera ny kintana (20) Tondraka ny reniranon’i Kisona (21) Tahaka ny masoandro ireo tia an’i Jehovah (31) 6 Nampijalin’ny Midianina ny Israely (1-10) Nisy anjely nanome toky an’i Gideona Mpitsara fa hampiana izy (11-24) Narodan’i Gideona ny alitaran’i Bala (25-32) Niasa tamin’i Gideona ny fanahin’i Jehovah (33-35) Volonondry natao hamantarana raha hanampy Andriamanitra (36-40) 7 Gideona sy ireo 300 lahy (1-8) Resin’ny tafik’i Gideona ny Midianina (9-25) “Ny sabatr’i Jehovah sy Gideona!” (20) Nisahotaka ny tobin’ny Midianita (21, 22) 8 Nila ady tamin’i Gideona ny Efraimita (1-3) Nenjehina dia novonoina ireo mpanjaka midianita (4-21) Tsy nety natao mpitondra i Gideona (22-27) Famintinana ny fiainan’i Gideona (28-35) 9 Lasa mpanjaka tao Sekema i Abimeleka (1-6) Fanoharana nataon’i Jotama (7-21) Feno herisetra ny fitondran’i Abimeleka (22-33) Nanafika an’i Sekema i Abimeleka (34-49) Vehivavy nandratra an’i Abimeleka; maty i Abimeleka (50-57) 10 Tola sy Jaira Mpitsara (1-5) Nikomy ny Israely dia nibebaka (6-16) Norahonan’ny Amonita ny Israely (17, 18) 11 Noroahina i Jefta Mpitsara, nefa natao mpitarika tatỳ aoriana (1-11) Nampisaintsaina an’ireo Amonita i Jefta (12-28) Ny voadin’i Jefta sy ny zanany vavy (29-40) Tsy nanambady ilay zanany vavy (38-40) 12 Niady tamin’ny Efraimita (1-7) Shiboleta sa Siboleta? (6) Ibzana, Elona, ary Abdona Mpitsara (8-15) 13 Anjely nitsidika an’i Manoa sy ny vadiny (1-23) Teraka i Samsona (24, 25) 14 Te haka vehivavy filistinina ho vadiny i Samsona Mpitsara (1-4) Nampian’ny fanahin’i Jehovah i Samsona, dia nahavita namono liona (5-9) Ankamantatra nataon’i Samsona nandritra ny fampakaram-bady (10-19) Nomena lehilahy hafa ny vadin’i Samsona (20) 15 Namaly faty an’ireo Filistinina i Samsona (1-20) 16 Samsona tany Gaza (1-3) Samsona sy Delila (4-22) Valifatin’i Samsona sy ny nahafatesany (23-31) 17 Sampin’i Mika sy ny mpisorony (1-13) 18 Nitady tany ny Danita (1-31) Nalain’ny Danita ny sampin’i Mika sy ny mpisorony (14-20) Azo i Laisy dia novana hoe Dana ny anarany (27-29) Nanompo sampy ny Danita (30, 31) 19 Fametavetana nataon’ny Benjaminita tao Gibea (1-30) 20 Niady tamin’ny Benjaminita (1-48) 21 Navotana ny fokon’i Benjamina mba tsy ho fongotra (1-25) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Mpitsara—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Mpitsara—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy Mpitsara—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Mpitsara Zon’ny mpamorona