Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’ny Nomery

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Nosoratana anarana ny lehilahy hanompo ao amin’ny tafika (1-46)

    • Tsy nakambana tamin’ireo hanompo ao amin’ny tafika ny Levita (47-51)

    • Nalamina tsara ny toby (52-54)

  • 2

    • Fandaminana ny toby: Foko telo isaky ny fizarana (1-34)

      • Atsinanana: Fizarana misy ny tobin’i Joda (3-9)

      • Atsimo: Fizarana misy ny tobin’i Robena (10-16)

      • Afovoany: Fizarana misy ny tobin’i Levy (17)

      • Andrefana: Fizarana misy ny tobin’i Efraima (18-24)

      • Avaratra: Fizarana misy ny tobin’i Dana (25-31)

      • Ny isan’ny lehilahy rehetra voasoratra anarana (32-34)

  • 3

    • Ny zanakalahin’i Arona (1-4)

    • Nofidina hanao fanompoana ny Levita (5-39)

    • Navotana ny lahimatoa (40-51)

  • 4

    • Ny fanompoan’ny Kehatita (1-20)

    • Ny fanompoan’ny Gersonita (21-28)

    • Ny fanompoan’ny Merarita (29-33)

    • Ny voasoratra anarana rehetra (34-49)

  • 5

    • Natokan-toerana izay maloto (1-4)

    • Miaiky fahotana sy manome onitra (5-10)

    • Rano fitsapana an’izay nahiahina ho nanitsakitsa-bady (11-31)

  • 6

    • Voadin’ny Nazirita (1-21)

    • Tsodrano nataon’ny mpisorona (22-27)

  • 7

    • Fanatitra tamin’ny fitokanana ny tranolay masina (1-89)

  • 8

    • Narehitr’i Arona ny jiro fito (1-4)

    • Nodiovina ny Levita; nanomboka nanompo (5-22)

    • Taonan’ny Levita nahazo nanompo (23-26)

  • 9

    • Rehefa tsy nankalaza Paska niaraka tamin’ny rehetra (1-14)

    • Rahona sy afo teo ambonin’ny tranolay masina (15-23)

  • 10

    • Trompetra volafotsy (1-10)

    • Niala tany Sinay (11-13)

    • Filaharan’ny Israelita rehefa niainga (14-28)

    • Nasaina hitari-dalana ny Israelita i Hobaba (29-34)

    • Vavaka nataon’i Mosesy rehefa niainga ny toby (35, 36)

  • 11

    • Nitaraina mafy ny vahoaka ka nandefa afo i Jehovah (1-3)

    • Nitomany ny vahoaka fa te hihinan-kena (4-9)

    • Nilaza i Mosesy hoe tsy vitany ny mitondra an’ilay vahoaka (10-15)

    • Nomen’i Jehovah ny fanahiny ny anti-panahy 70 (16-25)

    • Eldada sy Medada; saro-piaro tamin’ny fahefan’i Mosesy i Josoa (26-30)

    • Nandefasana papelika ny vahoaka; nosazina fa tia tena loatra (31-35)

  • 12

    • Nanohitra an’i Mosesy i Miriama sy Arona (1-3)

      • Mosesy no olona be fandeferana indrindra (3)

    • Niaro an’i Mosesy i Jehovah (4-8)

    • Lasa boka i Miriama (9-16)

  • 13

    • Ireo 12 lahy nirahina hitsikilo an’i Kanana (1-24)

    • Tatitra ratsy nataon’ny mpitsikilo folo (25-33)

  • 14

    • Te hiverina tany Ejipta ny vahoaka (1-10)

      • Tatitra tsara nataon’i Josoa sy Kaleba (6-9)

    • Tezitra i Jehovah; nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy (11-19)

    • Sazy: 40 taona any an-tany efitra (20-38)

    • Resin’ny Amalekita ny Israely (39-45)

  • 15

    • Lalàna momba ny fanatitra (1-21)

      • Lalàna mitovy ho an’ny Israelita sy ny vahiny (15, 16)

    • Fanatitra rehefa nanota tsy nahy (22-29)

    • Sazin’izay nanao fanahy iniana nanota (30, 31)

    • Novonoina ilay tsy nitandrina ny Sabata (32-36)

    • Tokony hasiana mikiramborambo ny morontongotr’akanjo (37-41)

  • 16

    • Nikomy i Kora sy Datana ary Abirama (1-19)

    • Sazin’ireo mpikomy (20-50)

  • 17

    • Nitsimoka ny tehin’i Arona (1-13)

  • 18

    • Andraikitry ny mpisorona sy ny Levita (1-7)

    • Anjaran’ny mpisorona (8-19)

      • Fifanekena maharitra (19)

    • Nahazo ampahafolon-karena ny Levita dia nanome koa (20-32)

  • 19

    • Ombivavy mena sy rano fanadiovana (1-22)

  • 20

    • Maty tao Kadesy i Miriama (1)

    • Nikapoka an’ilay vatolampy i Mosesy ary nanota (2-13)

    • Tsy navelan’i Edoma handalo tao amin’ny taniny ny Israelita (14-21)

    • Maty i Arona (22-29)

  • 21

    • Resy ny mpanjakan’i Arada (1-3)

    • Bibilava varahina (4-9)

    • Nihodidina an’i Moaba ny Israelita (10-20)

    • Resy i Sihona mpanjakan’ny Amorita (21-30)

    • Resy i Oga mpanjakan’ny Amorita (31-35)

  • 22

    • Nokaramain’i Balaka i Balama (1-21)

    • Niteny ny ampondran’i Balama (22-41)

  • 23

    • Oha-pitenenana 1 nataon’i Balama (1-12)

    • Oha-pitenenana 2 nataon’i Balama (13-30)

  • 24

    • Oha-pitenenana 3 nataon’i Balama (1-11)

    • Oha-pitenenana 4 nataon’i Balama (12-25)

  • 25

    • Nijangajanga tamin’ny vehivavy moabita ny Israelita (1-5)

    • Tsy nilefitra mihitsy i Finehasa (6-18)

  • 26

    • Nisaina fanindroany ny Israelita (1-65)

  • 27

    • Zanakavavin’i Zelofada (1-11)

    • Voatendry handimby an’i Mosesy i Josoa (12-23)

  • 28

    • Toromarika momba ny fanatitra isan-karazany (1-31)

      • Isan’andro (1-8)

      • Rehefa Sabata (9, 10)

      • Isam-bolana (11-15)

      • Rehefa Paska (16-25)

      • Rehefa Fetin’ireo Herinandro (26-31)

  • 29

    • Toromarika momba ny fanatitra isan-karazany (1-40)

      • Amin’ny andro itsofana trompetra (1-6)

      • Amin’ny Andro Fandrakofam-pahotana (7-11)

      • Rehefa Fetin’ny Trano Rantsankazo (12-38)

  • 30

    • Voady ataon’ny lehilahy (1, 2)

    • Voady ataon’ny vehivavy sy ny zanakavavy (3-16)

  • 31

    • Valifaty natao tamin’ny Midianita (1-12)

      • Novonoina i Balama (8)

    • Toromarika momba an’izay azo babo tany an’ady (13-54)

  • 32

    • Ireo foko nipetraka tany atsinanan’i Jordana (1-42)

  • 33

    • Ny lalana rehetra nalehan’ny Israely tany an-tany efitra (1-49)

    • Toromarika harahina rehefa tafiditra ao Kanana (50-56)

  • 34

    • Ny sisin-tanin’i Kanana (1-15)

    • Ireo lehilahy nasaina nizara an’ilay tany (16-29)

  • 35

    • Tanàna ho an’ny Levita (1-8)

    • Tanàna fialokalofana (9-34)

  • 36

    • Lalàna momba ny vehivavy mpandova (1-13)