Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy ho An’ny Romanina

Toko

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1-7)

    • Te ho any Roma i Paoly (8-15)

    • Ho velona ny olo-marina satria manam-pinoana (16, 17)

    • Tsy manana fialan-tsiny ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra (18-32)

      • Hita amin’ny zavaboary ny toetran’Andriamanitra (20)

  • 2

    • Hotsarain’Andriamanitra ny Jiosy sy ny Grika (1-16)

      • Ny fiasan’ny feon’ny fieritreretana (14, 15)

    • Ny Jiosy sy ny Lalàna (17-24)

    • Famorana ny fo (25-29)

  • 3

    • “Ho hita fa marina Andriamanitra” (1-8)

    • Andevozin’ny ota na ny Jiosy na ny Grika (9-20)

    • Afaka ny ho lasa olo-marina izay manam-pinoana (21-31)

      • Tsy misy mahatratra ny voninahitr’Andriamanitra (23)

  • 4

    • Naneho finoana i Abrahama, ka nambara hoe olo-marina (1-12)

      • Abrahama, ilay rain’izay rehetra manam-pinoana (11)

    • Nahazo an’ilay fampanantenana satria nanam-pinoana (13-25)

  • 5

    • Nampihavanina tamin’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Kristy (1-11)

    • Maty noho ny nataon’i Adama, fa ho velona noho ny nataon’i Kristy (12-21)

      • Niely tamin’ny olona rehetra ny ota sy ny fahafatesana (12)

      • Fanamarinana nataon’ny olona iray (18)

  • 6

    • Hanana fiainam-baovao izay natao batisa tao amin’i Kristy (1-11)

    • Aza avela hanjaka amin’ny vatanareo ny ota (12-14)

    • Mpanompon’ny ota lasa mpanompon’Andriamanitra (15-23)

      • Tambin’ny ota: Fahafatesana; fanomezan’Andriamanitra: Fiainana (23)

  • 7

    • Nafahana tamin’ny Lalàna (1-6)

    • Ny Lalàna no nahafantarana ny ota (7-12)

    • Ady amin’ny ota (13-25)

  • 8

    • Manome fiainana sy fahafahana ny fanahy (1-11)

    • Ny fanahy no manaporofo fa zanak’Andriamanitra isika (12-17)

    • Miandry ny fanafahana ny zanak’Andriamanitra ny zavaboary (18-25)

    • ‘Ny fanahy no miangavy ho antsika’ (26, 27)

    • Notendren’Andriamanitra mialoha izay nantsoiny (28-30)

    • Mivoaka ho mpandresy noho ny fitiavan’Andriamanitra (31-39)

  • 9

    • Malahelo ny Israelita araka ny nofo i Paoly (1-5)

    • Ny tena taranak’i Abrahama (6-13)

    • Tsy azo iadian-kevitra ny safidin’Andriamanitra (14-26)

      • Kaopin’ny fahatezerana sy kaopin’ny famindram-po (22, 23)

    • Ny sisa amin’ny zanak’Israely ihany no hovonjena (27-29)

    • Tafintohina ny Israely (30-33)

  • 10

    • Ny tokony hatao mba ho lasa olo-marina eo imason’Andriamanitra (1-15)

      • Miresaka amin’ny olona ny zavatra inoany (10)

      • Izay miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena (13)

      • Tsara tarehy ny tongotry ny mpitory (15)

    • Tsy ny rehetra no nanaiky ny vaovao tsara (16-21)

  • 11

    • Tsy ny Israely rehetra no nialan’Andriamanitra (1-16)

    • Fanoharana momba ny hazo oliva (17-32)

    • Tsy misy fetrany ny fahendren’Andriamanitra (33-36)

  • 12

    • Atolory ho sorona velona ny tenanareo (1, 2)

    • Fahaizana samihafa nefa vatana iray ihany (3-8)

    • Ny tokony hataon’ny Kristianina (9-21)

  • 13

    • Ekeo ny manam-pahefana (1-7)

      • Fandoavana hetra (6, 7)

    • Izay tia ny namany dia manatanteraka ny Lalàna (8-10)

    • Aoka isika hitondra tena hoatran’ny amin’ny andro mazava (11-14)

  • 14

    • Aza mifampitsaratsara (1-12)

    • Aza manafintohina olona (13-18)

    • Miezaha hampisy fihavanana (19-23)

  • 15

    • Nandray tsara anareo i Kristy, dia mba raiso tsara koa ny hafa (1-13)

    • Paoly, mpanompo mitory amin’ny hafa firenena (14-21)

    • Ny dia noeritreretin’i Paoly hatao (22-33)

  • 16

    • Nampahafantatra an’i Foiby i Paoly (1, 2)

    • Nanao mampamangy an’ireo Kristianina tany Roma (3-16)

    • Nampitandrina momba an’izay mampisy fisaratsarahana (17-20)

    • Nanao mampamangy ny mpiara-miasa tamin’i Paoly (21-24)

    • Efa naseho ilay zava-miafina masina (25-27)