Salamo 134:1-3

  • Midera an’i Jehovah mandritra ny alina

    • “Ho masina rehefa manandra-tanana hivavaka” (2)

Hira Fiakarana. 134  Miderà an’i Jehovah,Ianareo rehetra mpanompon’i Jehovah,+Izay mijoro ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny alina.+  2  Aoka ianareo ho masina rehefa manandra-tanana hivavaka,*+Ary miderà an’i Jehovah.  3  I Jehovah, Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany, anieHitahy anao avy ao Ziona!

Fanamarihana

Na mety hoe “Asandrato ao amin’ny toerana masina ny tananareo.”