ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Bokin’i Zakaria Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 Topy Maso 1 Miverena amin’i Jehovah (1-6) ‘Miverena amiko dia hiverina aminareo aho’ (3) Fahitana 1: Mpitaingin-tsoavaly efatra (7-17) “Hampionona an’i Ziona indray i Jehovah” (17) Fahitana 2: Tandroka efatra sy mpiasa efatra (18-21) 2 Fahitana 3: Lehilahy iray nitondra tady fandrefesana (1-13) Horefesina i Jerosalema (2) “Ho lasa manda afo manodidina azy” i Jehovah (5) Mikasika ny anakandriamason’i Jehovah (8) Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah (11) 3 Fahitana 4: Nosoloana ny akanjon’ny mpisoronabe (1-10) Nanohitra an’i Josoa Mpisoronabe i Satana (1) ‘Hitondra an’ilay mpanompoko atao hoe Tsimoka aho’ (8) 4 Fahitana 5: Fitoeran-jiro sy oliva roa maniry (1-14) ‘Tsy amin’ny alalan’ny hery fa amin’ny alalan’ny fanahiko’ (6) Aza atao tsinontsinona ny andron’ny zavatra tsotsotra (10) 5 Fahitana 6: Horonam-boky manidina (1-4) Fahitana 7: Efaha famarana (5-11) Vehivavy tao anatiny, atao hoe Faharatsiana (8) Nentina tany Sinara ilay efaha famarana (9-11) 6 Fahitana 8: Kalesy efatra (1-8) Ho mpanjaka sy mpisorona ilay Tsimoka (9-15) 7 Tsy tian’i Jehovah ny fifadian-kanina nataon’ny Israelita (1-14) ‘Noho izaho tokoa ve no nahatonga anareo hifady hanina?’ (5) ‘Miezaha ho be fitiavana sy tsy hivadika ary hamindra fo’ (9) 8 Hampisy fiadanana sy fahamarinana ao Ziona i Jehovah (1-23) “Tanànan’ny fahamarinana i Jerosalema” (3) “Samia milaza ny marina amin’ny namany avy” (16) Fifadian-kanina lasa fety be (18, 19) ‘Andao hitady an’i Jehovah’ (21) Folo lahy hitazona ny akanjon’ny Jiosy iray (23) 9 Nomelohin’i Jehovah ireo firenena manodidina (1-8) Tonga ny mpanjakan’i Ziona (9, 10) Mpanjaka manetry tena mitaingina ampondra (9) Hafahana ny vahoakan’i Jehovah (11-17) 10 Mangataha orana amin’i Jehovah fa tsy amin’ny andriamani-diso (1, 2) Hangonin’i Jehovah ny vahoakany (3-12) Avy amin’i Joda no iavian’ilay lehibe (3, 4) 11 Ny vokany rehefa tsy ekena ilay mpiandry avy amin’i Jehovah (1-17) “Andraso ny andian’ondry natao hovonoina” (4) Tehina roa: Imahafinaritra sy Firaisan-kina (7) Karaman’ny mpiandry ondry: Volafotsy 30 sekely (12) Natsipy tao amin’ny fitehirizan-karena ilay vola (13) 12 Hiaro an’i Joda sy Jerosalema i Jehovah (1-9) “Vato mavesatra” i Jerosalema (3) Hidradradradra noho ilay nolefonina (10-14) 13 Hesorina ny sampy sy ny mpaminany sandoka (1-6) Ho menatra ny mpaminany sandoka (4-6) Hasiana ny mpiandry ondry (7-9) Hodiovina ny ampahatelony (9) 14 Handresy ny fivavahana marina (1-21) Hizara roa ny Tendrombohitra Oliva (4) Ho iray ihany i Jehovah ary ho iray ihany ny anarany (9) Loza hamelezana ny mpanohitra an’i Jerosalema (12-15) Fankalazana ny Fetin’ny Trano Rantsankazo (16-19) Ho masina ny vilany rehetra (20, 21) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Zakaria—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO Zakaria—Topy Maso Tenin’ny Tanana Malagasy Zakaria—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt Zakaria Zon’ny mpamorona