A7-G
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoan’i Jesosy Tany Atsinanan’i Jordana
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
Taorian’ny Fetin’ny Fitokanana, taona 32 |
Betania ampitan’i Jordana |
Nankany amin’ilay nanaovan’i Jaona batisa; maro no nino an’i Jesosy |
||||
Pere |
Nampianatra tany amin’ny tanàna kely sy lehibe, nankany Jerosalema |
|||||
Nampirisika ny olona hiditra amin’ny varavarana tery; nitomany an’i Jerosalema |
||||||
Angamba tany Pere |
Nampianatra hanetry tena; fanoharana: Mifidy ny toerana mihaja indrindra, olona nasaina nefa nitady fialan-tsiny |
|||||
Manao kajy izay te ho mpianany |
||||||
Fanoharana: Ondry very, vola madinika very, zanaka adala |
||||||
Fanoharana: Mpanompo tsy marina, ilay mpanankarena sy Lazarosy |
||||||
Nampianatra momba ny toe-javatra mahatafintohina, famelan-keloka, ary finoana |
||||||
Betania |
Maty i Lazarosy ary natsangana |
|||||
Jerosalema; Efraima |
Tetika hamonoana an’i Jesosy; niala izy |
|||||
Samaria; Galilia |
Nanasitrana boka folo; nilaza ny hahatongavan’ilay Fanjakana |
|||||
Samaria na Galilia |
Fanoharana: Mpitondratena be fikirizana, Fariseo sy mpamory hetra |
|||||
Pere |
Nampianatra momba ny fanambadiana sy fisarahana |
|||||
Nitso-drano ankizy |
||||||
Fanontanian’ilay lehilahy nanan-karena; fanoharana: Mpiasa tao amin’ny tanimboaloboka sy karama mitovy |
||||||
Angamba tany Pere |
Niresaka fanintelony hoe ho faty izy |
|||||
Fangatahana toerana miavaka ho an’i Jakoba sy Jaona ao amin’ilay Fanjakana |
||||||
Jeriko |
Nandalo an’i Jeriko, nanasitrana jamba roa; nitsidika an’i Zakaiosy; fanoharana: Folo mina |