A7-H
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Farany Nataon’i Jesosy Tany Jerosalema (Fizarana 1)
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
8 Nisana taona 33 |
Betania |
Tonga enina andro talohan’ny Paska i Jesosy |
||||
9 Nisana |
Betania |
Nohosoran’i Maria menaka ny lohan’i Jesosy sy ny tongony |
||||
Betania-Betifaga-Jerosalema |
Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema, nitaingina ampondra |
|||||
10 Nisana |
Betania-Jerosalema |
Nanozona an’ilay aviavy; nanadio indray ny tempoly |
||||
Jerosalema |
Nitady hamono azy ny lehiben’ny mpisorona sy mpanora-dalàna |
|||||
Niteny i Jehovah; nilaza i Jesosy hoe ho faty izy; tsy nino ny Jiosy ka nanatanteraka ny faminanian’i Isaia |
||||||
11 Nisana |
Betania-Jerosalema |
Fianarana avy amin’ilay aviavy nalazo |
||||
Jerosalema, tempoly |
Avy amin’iza ny fahefan’i Jesosy?; fanoharana: Zanaka mirahalahy |
|||||
Fanoharana: Mpamboly namono olona, fanasambe amin’ny fampakaram-bady |
||||||
Namaly fanontaniana: Hetra ho an’i Kaisara, fitsanganan’ny maty, ny didy lehibe indrindra |
||||||
Nanontany raha zanak’i Davida i Kristy |
||||||
Hahita loza ny mpanora-dalàna sy Fariseo |
||||||
Nandinika mpitondratena nandrotsaka fanomezana |
||||||
Tendrombohitra Oliva |
Nilaza ny famantarana ny fanatrehany |
|||||
Fanoharana: Virjiny folo, talenta, ondry sy osy |
||||||
12 Nisana |
Jerosalema |
Niray tetika hamono azy ny mpitondra fivavahana jiosy |
||||
Nitady tetika hamadihana azy i Jodasy |
||||||
13 Nisana (Alakamisy tolakandro) |
Jerosalema sy ny manodidina |
Nanomana ny Paska farany |
||||
14 Nisana |
Jerosalema |
Nihinana ny Paska niaraka tamin’ny apostoly |
||||
Nanasa ny tongotry ny apostoly |