A6-B
Tabilao: Ireo Mpaminany sy Mpanjaka tao Joda sy Israely (Fizarana 2)
Ireo Mpanjaka Tany Atsimo (Tohiny)
777 T.K.
Jotama: 16 taona
762
Ahaza: 16 taona
746
Hezekia: 29 taona
716
Manase: 55 taona
661
Amona: 2 taona
659
Josia: 31 taona
628
Joahaza: 3 volana
Joiakima: 11 taona
618
Joiakina: 3 volana sy 10 andro
617
Zedekia: 11 taona
607
Noravan’ny Babylonianina, notarihin’i Nebokadnezara, i Jerosalema sy ny tempoliny. Resy i Zedekia, mpanjaka farany tamin’ny taranak’i Davida teto an-tany
Ireo Mpanjaka Tany Avaratra (Tohiny)
t. 803 T.K.
Zakaria: 6 volana ihany no voalaza hoe nanjakany
Efa nanomboka nanjaka ihany i Zakaria, saingy t. 792 vao tena lasany tanteraka ny fanjakana
t. 791
Saloma: 1 volana
Menahema: 10 taona
t. 780
Pekahia: 2 taona
t. 778
Peka: 20 taona
t. 758
Hosea: 9 taona, nanomboka t. 748
t. 748
Angamba t. 748 vao niorina tsara ny fanjakan’i Hosea, na koa tamin’izay vao nanohana azy i Tiglato-pilesera III, mpanjaka asyrianina
740
Nandresy an’i Samaria i Asyria, ary nifehy an’i Israely. Rava ny fanjakan’ireo foko folon’ny Israely tany avaratra
Mpaminany
Isaia
Mika
Zefania
Jeremia
Nahoma
Habakoka
Daniela
Ezekiela
Obadia
Hosea