B12-A
Ny Herinandro Farany Niainan’i Jesosy Teto An-tany (Fizarana 1)
Jerosalema sy ny faritra manodidina
Tempoly
Zaridainan’i Getsemane (?)
Lapan’ny Governora
Tranon’i Kaiafa (?)
Lapa Fivahinian’i Heroda Antipasy (?)
Dobon’i Betizata
Dobon’i Siloama
Trano Nisy ny Fitsarana Avo Jiosy (?)
Golgota (?)
Akeldama (?)
Hijery ny daty: 8 Nisana | 9 Nisana | 10 Nisana | 11 Nisana
8 Nisana (Sabata)
FILENTEHAN’NY MASOANDRO (Mifarana sy manomboka ny andro jiosy rehefa milentika ny masoandro)
Tonga tao Betania, enina andro talohan’ny Paska
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
9 Nisana
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
Nisakafo niaraka tamin’i Simona boka
Nohosoran’i Maria menaka narda i Jesosy
Tonga nijery an’i Jesosy sy Lazarosy ny Jiosy
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema
Nampianatra tao amin’ny tempoly
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
10 Nisana
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
Natory tany Betania
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Nankany Jerosalema vao maraina
Nanadio ny tempoly
Niteny avy any an-danitra i Jehovah
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
11 Nisana
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Nampianatra tao amin’ny tempoly, nanao fanoharana
Nanameloka an’ireo Fariseo
Nandinika mpitondratena nandrotsaka fanomezana
Teny amin’ny Tendrombohitra Oliva, naminany fa ho rava i Jerosalema, ary nilaza ny famantarana ny fanatrehany