B15
Ny Kalandrie Hebreo
NISANA (ABIBA) Martsa—Aprily |
14: Paska 15-21: Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay 16: Fanatitra voaloham-bokatra |
Avy ny orana, miempo ny lanezy, tondraka ny Reniranon’i Jordana |
Orza |
IARA (ZIVA) Aprily—Mey |
14: Paska ho an’izay tsy afaka tamin’ilay tena Paska |
Manomboka ny main-tany, manga ny lanitra |
Varimbazaha |
SIVÀNA Mey—Jona |
6: Fetin’ireo Herinandro (Pentekosta) |
Vanin-taona mafana, tsy misy rahona |
Varimbazaha, aviavy vokatra voalohany |
TAMOZA Jona—Jolay |
Mihamafana, be ando |
Voaloboka vokatra voalohany |
|
ABA Jolay—Aogositra |
Faran’izay mafana |
Voankazon’ny vanin-taona mafana |
|
ELOLA Aogositra—Septambra |
Mbola mafana |
Antrendry, voaloboka, aviavy |
|
TISRY (ETANIMA) Septambra—Oktobra |
1: Fitsofana trompetra 10: Andro Fandrakofam-pahotana 15-21: Fetin’ny Trano Rantsankazo 22: Fivoriambe makotrokotroka |
Mifarana ny vanin-taona mafana, manomboka ny orana |
Asaina ny tany |
HESVANA (BOLA) Oktobra—Novambra |
Manerika ny andro |
Oliva |
|
KISLEO Novambra—Desambra |
25: Fetin’ny Fitokanana |
Lasa manorana, lanezy manify, misy lanezy ny tendrombohitra |
Mijanona ao am-pahitra ny biby fa ririnina |
TEBETA Desambra—Janoary |
Mamirifiry, manorana, misy lanezy ny tendrombohitra |
Mitsiry ny zavamaniry |
|
SEBATA Janoary—Febroary |
Mihena ny hatsiaka, mbola manorana |
Mamelana ny amandie |
|
ADARA Febroary—Martsa |
14, 15: Porima |
Matetika misy kotroka sy havandra |
Rongony |
VEADARA Martsa |
Volana faha-13; impito asiana an’io volana io ao anatin’ny 19 taona |