Ireo Boky ato Amin’ny Baiboly
Boky ao Amin’ny Soratra Hebreo Nosoratana Talohan’ny Andro Kristianina
ANARAN’NY BOKY |
MPANORATRA |
TOERANA NANORATANA |
VITA TAMIN’NY (T.K.) |
FOTOANA VOARESAKA (T.K.) |
---|---|---|---|---|
Genesisy |
Mosesy |
Tany Efitra |
1513 |
“Tany am-piandohana” ka hatramin’ny 1657 |
Eksodosy |
Mosesy |
Tany Efitra |
1512 |
1657-1512 |
Levitikosy |
Mosesy |
Tany Efitra |
1512 |
1 volana (1512) |
Nomery |
Mosesy |
Tany Efitra sy Lemak’i Moaba |
1473 |
1512-1473 |
Deoteronomia |
Mosesy |
Lemak’i Moaba |
1473 |
2 volana (1473) |
Josoa |
Josoa |
Kanana |
t. 1450 |
1473–t. 1450 |
Mpitsara |
Samoela |
Israely |
t. 1100 |
t. 1450–t. 1120 |
Rota |
Samoela |
Israely |
t. 1090 |
11 taona nitondran’ny Mpitsara |
1 Samoela |
Samoela; Gada; Natana |
Israely |
t. 1078 |
t. 1180-1078 |
2 Samoela |
Gada; Natana |
Israely |
t. 1040 |
1077–t. 1040 |
1 Mpanjaka |
Jeremia |
Joda |
580 |
t. 1040-911 |
2 Mpanjaka |
Jeremia |
Joda sy Ejipta |
580 |
t. 920-580 |
1 Tantara |
Ezra |
Jerosalema (?) |
t. 460 |
Aorian’ny 1 Tantara 9:44: t. 1077-1037 |
2 Tantara |
Ezra |
Jerosalema (?) |
t. 460 |
t. 1037-537 |
Ezra |
Ezra |
Jerosalema |
t. 460 |
537–t. 467 |
Nehemia |
Nehemia |
Jerosalema |
taor. 443 |
456–taor. 443 |
Estera |
Mordekay |
Sosana, Elama |
t. 475 |
493–t. 475 |
Joba |
Mosesy |
Tany Efitra |
t. 1473 |
140 taona mahery teo anelanelan’ny 1657 sy 1473 |
Salamo |
Davida sy olon-kafa |
t. 460 |
||
Ohabolana |
Solomona; Agora; Lemoela |
Jerosalema |
t. 717 |
|
Mpitoriteny |
Solomona |
Jerosalema |
tal. 1000 |
|
Tononkiran’i Solomona |
Solomona |
Jerosalema |
t. 1020 |
|
Isaia |
Isaia |
Jerosalema |
taor. 732 |
t. 778–taor. 732 |
Jeremia |
Jeremia |
Joda; Ejipta |
580 |
647-580 |
Fitomaniana |
Jeremia |
Akaikin’i Jerosalema |
607 |
|
Ezekiela |
Ezekiela |
Babylona |
t. 591 |
613–t. 591 |
Daniela |
Daniela |
Babylona |
t. 536 |
618–t. 536 |
Hosea |
Hosea |
Samaria |
taor. 745 |
tal. 804–taor. 745 |
Joela |
Joela |
Joda |
t. 820 (?) |
|
Amosa |
Amosa |
Joda |
t. 804 |
|
Obadia |
Obadia |
t. 607 |
||
Jona |
Jona |
t. 844 |
||
Mika |
Mika |
Joda |
tal. 717 |
t. 777-717 |
Nahoma |
Nahoma |
Joda |
tal. 632 |
|
Habakoka |
Habakoka |
Joda |
t. 628 (?) |
|
Zefania |
Zefania |
Joda |
tal. 648 |
|
Hagay |
Hagay |
Jerosalema |
520 |
112 andro (520) |
Zakaria |
Zakaria |
Jerosalema |
518 |
520-518 |
Malakia |
Malakia |
Jerosalema |
taor. 443 |
Boky ao amin’ny Soratra Grika Nosoratana Nandritra ny Andro Kristianina
ANARAN’NY BOKY |
MPANORATRA |
TOERANA NANORATANA |
VITA TAMIN’NY (A.K.) |
FOTOANA VOARESAKA |
---|---|---|---|---|
Matio |
Matio |
Israely |
t. 41 |
2 T.K.–33 A.K. |
Marka |
Marka |
Roma |
t. 60-65 |
29-33 A.K. |
Lioka |
Lioka |
Kaisaria |
t. 56-58 |
3 T.K.–33 A.K. |
Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na tany akaikiny |
t. 98 |
Aorian’ny sasin-teny (1:1-18), 29-33 A.K. |
Asan’ny Apostoly |
Lioka |
Roma |
t. 61 |
33–t. 61 A.K. |
Romanina |
Paoly |
Korinto |
t. 56 |
|
1 Korintianina |
Paoly |
Efesosy |
t. 55 |
|
2 Korintianina |
Paoly |
Makedonia |
t. 55 |
|
Galatianina |
Paoly |
Korinto na Antiokia any Syria |
t. 50-52 |
|
Efesianina |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
Filipianina |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
Kolosianina |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
1 Tesalonianina |
Paoly |
Korinto |
t. 50 |
|
2 Tesalonianina |
Paoly |
Korinto |
t. 51 |
|
1 Timoty |
Paoly |
Makedonia |
t. 61-64 |
|
2 Timoty |
Paoly |
Roma |
t. 65 |
|
Titosy |
Paoly |
Makedonia (?) |
t. 61-64 |
|
Filemona |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
Hebreo |
Paoly |
Roma |
t. 61 |
|
Jakoba |
Jakoba (rahalahin’i Jesosy) |
Jerosalema |
tal. 62 |
|
1 Petera |
Petera |
Babylona |
t. 62-64 |
|
2 Petera |
Petera |
Babylona (?) |
t. 64 |
|
1 Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na tany akaikiny |
t. 98 |
|
2 Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na tany akaikiny |
t. 98 |
|
3 Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na tany akaikiny |
t. 98 |
|
Joda |
Joda (rahalahin’i Jesosy) |
Israely (?) |
t. 65 |
|
Apokalypsy |
Apostoly Jaona |
Patmo |
t. 96 |
[Tsy tena fantatra ny anaran’ny mpanoratra ny boky sasany sy ny toerana nanoratana azy. Tsy voafaritra tsara ny daty sasany, ka “taorian’ny” no dikan’ny taor., “talohan’ny” no dikan’ny tal., ary “tany ho any amin’ny” no dikan’ny t. Ny hoe T.K. dia midika hoe “Talohan’i Kristy”, ary ny A.K. hoe “Aorian’i Kristy.”]