FANONTANIANA 19
Inona avy no Resahin’ireo Boky ao Amin’ny Baiboly?
SORATRA HEBREO (“TESTAMENTA TALOHA”)
BOKY DIMY VOALOHANY:
Genesisy, Eksodosy, Levitikosy, Nomery, Deoteronomia
Ny famoronana ka hatramin’ny niandohan’ny firenen’Israely
BOKY MISY TANTARA (BOKY 12):
Josoa, Mpitsara, Rota
Ny nidiran’ny Israelita tao amin’ny Tany Nampanantenaina sy ireo zava-niseho taorian’izay
1 sy 2 Samoela, 1 sy 2 Mpanjaka, 1 sy 2 Tantara
Ny tantaran’ny firenen’Israely ka hatramin’ny nandravana an’i Jerosalema
Ezra, Nehemia, Estera
Ny tantaran’ny Jiosy rehefa avy natao sesitany tany Babylona
BOKY MISY TONONKALO (BOKY 5):
Joba, Salamo, Ohabolana, Mpitoriteny, Tononkiran’i Solomona
Tenim-pahendrena sy hira
BOKIM-PAMINANIANA (BOKY 17):
Isaia, Jeremia, Fitomaniana, Ezekiela, Daniela, Hosea, Joela, Amosa, Obadia, Jona, Mika, Nahoma, Habakoka, Zefania, Hagay, Zakaria, Malakia
Faminaniana na filazana an’izay hitranga amin’ny vahoakan’Andriamanitra
SORATRA GRIKA KRISTIANINA (“TESTAMENTA VAOVAO”)
FILAZANTSARA (BOKY 4):
Matio, Marka, Lioka, Jaona
Ny fiainan’i Jesosy teto an-tany sy ny fanompoany
ASAN’NY APOSTOLY (BOKY 1):
Ny niandohan’ny fiangonana kristianina sy ny asa nataon’ny misionera
TARATASY (BOKY 21):
Romanina, 1 sy 2 Korintianina, Galatianina, Efesianina, Filipianina, Kolosianina, 1 sy 2 Tesalonianina
Taratasy nosoratana ho an’ireo fiangonana kristianina
1 sy 2 Timoty, Titosy, Filemona
Taratasy nosoratana ho an’olon-tokana
Hebreo, Jakoba, 1 sy 2 Petera, 1 sy 2 ary 3 Jaona, Joda
Taratasy nosoratana ho an’ny Kristianina rehetra
APOKALYPSY (BOKY 1):
Fahitana maromaro naseho tamin’ny apostoly Jaona