FANONTANIANA 4
Mifanaraka Amin’ny Siansa ve ny Baiboly?
“Velariny eo amin’ny babangoana ny lanitra avaratra, ary ahantony eo amin’ny tsy misy ny tany.”
“Mikoriana mankany an-dranomasina daholo ny renirano, nefa tsy tondraka ny ranomasina. Any amin’izay niavian’ny renirano ihany no iverenany, dia avy any indray izy no mikoriana.”
“Izy Ilay mipetraka any amin’ny avo, any ambonin’ity tany boribory ity.”