Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto HANDEFA Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra 1. Ahoana no ampisehoantsika hoe mankamamy ny toerantsika ao amin’ny fianakavian’i Jehovah isika? (Efes. 4:3) 2. Inona no azontsika atao mba handraisana tsara ny hafa, ary nahoana isika no tokony hanao an’izany? (Rom. 15:7) 3. Inona no azontsika atao mba hanampiana olona faran’izay betsaka ho lasa fianakavian’i Jehovah? (Efes. 2:17; 6:15) 4. Inona no azontsika atao mba hampisy fihavanana? (Efes. 4:29; 5:1, 2; 6:13) 5. Inona no hanampy antsika ho tia kokoa ny fianakaviantsika ara-panahy? (Efes. 1:15, 16) © 2022 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania CA-copgm23-MG Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY FARITRA 2022-2023: MIARAKA AMIN’NY MPIANDRAIKITRA NY FARITRA Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto Tenin’ny Tanana Malagasy Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/1add6d1d93/images/syn_placeholder_sqr.png CA-copgm23 3