“Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika HANDEFA “Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra ROMANINA 1:16 Maraina 9:40 Mozika 9:50 Hira 67 sy Vavaka 10:00 Nahoana Isika no “Tsy Menatra ny Vaovao Tsara”? 10:15 Arovy ny Vaovao Tsara 10:30 “Mpiasa Tsy Mitsanga-menatra na Amin’inona na Amin’inona” ve Ianao? 10:55 Hira 73 sy Fampandrenesana 11:05 Asehoy hoe Manana Toe-tsaina Mahatonga Anao Hahery sy ho Be Fitiavana ary Hahay Hisaina Ianao 11:35 Batisa: Efa ‘Nanaiky ny Vaovao Tsara’ Ianao, dia Tohizo Foana Izany 12:05 Hira 75 Tolakandro 1:20 Mozika 1:30 Hira 77 1:35 Fitantarana 1:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana 2:15 Lahateny Mifampitohy: Tsy Mahamenatra Antsika... • ny Fitsipik’Andriamanitra Momba ny Fitondran-tena • ny Fanjakan’Andriamanitra • ny Solontenan’Andriamanitra 3:00 Hira 40 sy Fampandrenesana 3:10 Ataovy ho ‘Reharehanao’ i Jehovah 3:55 Hira 7 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara “Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY FARITRA 2024-2025: MIARAKA AMIN’NY SOLONTENAN’NY SAMPANA “Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika Tenin’ny Tanana Malagasy “Tsy Menatra ny Vaovao Tsara” Isika https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/1add6d1d93/images/syn_placeholder_sqr.png CA-brpgm25