Alahady HANDEFA Alahady Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra “Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno fifaliana sy fiadanana ny fonareo”—Romanina 15:13 Maraina 9:20 Mozika Fanokafana 9:30 Hira 101 sy Vavaka 9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Namafy Fihavanana Izy Ireo dia Nijinja Vokatra Tsara • Josefa sy ny Rahalahiny (Galatianina 6:7, 8; Efesianina 4:32) • Ny Gibeonita (Efesianina 5:17) • Gideona (Mpitsara 8:2, 3) • Abigaila (1 Samoela 25:27-31) • Mefiboseta (2 Samoela 19:25-28) • Paoly sy Barnabasy (Asan’ny Apostoly 15:36-39) • Modely Ankehitriny (1 Petera 2:17) 11:05 Hira 28 sy Fampandrenesana 11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Azo Atao ve ny Minamana Amin’Andriamanitra? (Jakoba 4:8; 1 Jaona 4:10) 11:45 Hira 147 sy Fiatoana Tolakandro 1:35 Mozika Fanokafana 1:45 Hira 23 1:50 TANTARA: Mitarika Antsika ho any Amin’ny Fiadanana i Jehovah (Fizarana 2) (Isaia 48:17, 18) 2:30 Hira 139 sy Fampandrenesana 2:40 Kely Sisa dia Hiadana Izao Rehetra Izao! (Romanina 16:20; 1 Korintianina 15:24-28; 1 Jaona 3:8) 3:40 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Alahady FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY VONDROM-PARITRA 2022 ALAHADY | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022: Katsaho ny Fiadanana! Tenin’ny Tanana Malagasy ALAHADY | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022: Katsaho ny Fiadanana! https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102022197/univ/art/1102022197_univ_sqr_xl.jpg CO-pgm22