Alahady HANDEFA Alahady Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra “Mbola maharitra miandry foana ... i Jehovah, satria te hiantra anareo”—Isaia 30:18 Maraina 9:20 Mozika Fanokafana 9:30 Hira 95 sy Vavaka 9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Modely ny Mpaminany Satria Nanam-paharetana • Elia (Jakoba 5:10, 17, 18) • Mika (Mika 7:7) • Hosea (Hosea 3:1) • Isaia (Isaia 7:3) • Ezekiela (Ezekiela 2:3-5) • Jeremia (Jeremia 15:16) • Daniela (Daniela 9:22, 23) 11:05 Hira 142 sy Fampandrenesana 11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Hamaly ny Vavaka Ataonao ve Andriamanitra? (Isaia 64:4) 11:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana 12:15 Hira 94 sy Fiatoana Tolakandro 1:35 Mozika Fanokafana 1:45 Hira 114 1:50 TANTARA: “Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao” (Fizarana 2) (Salamo 37:5) 2:30 Hira 115 sy Fampandrenesana 2:40 “Mbola Maharitra Miandry Foana ... i Jehovah, Satria Te Hiantra Anareo” (Isaia 30:18-21; 60:17; 2 Mpanjaka 6:15-17; Efesianina 1:9, 10) 3:40 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa MOMBA ANAY Tongava Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity. FIVORIAMBE Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2023: “Manàna Faharetana”! Asainay ianao hanatrika ny fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity. FIVORIAMBE “Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao”: Ampahany Ho hitanao ato hoe vao mainka isika hiantehitra amin’i Jehovah rehefa miatrika olana tsy mbola natrehintsika. Hanao Pirinty Hizara Hizara Alahady FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY VONDROM-PARITRA 2023 ALAHADY | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023: “Manàna Faharetana”! Tenin’ny Tanana Malagasy ALAHADY | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023: “Manàna Faharetana”! https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102023197/univ/art/1102023197_univ_sqr_xl.jpg CO-pgm23 3