Zoma
“Ny fitiavana manam-paharetana”—1 Korintianina 13:4
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 66 sy Vavaka
9:40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Nahoana Isika no Tokony ‘Hanam-paharetana’? (Jakoba 5:7, 8; Kolosianina 1:9-11; 3:12)
10:10 LAHATENY MIFAMPITOHY: “Misy Fotoanany avy ny Zava-drehetra”
• Saintsaino ny Fiheveran’i Jehovah ny Fotoana (Mpitoriteny 3:1-8, 11)
• Mitaky Fotoana ny hoe Miezaka Hana-namana (Ohabolana 17:17)
• Mitaky Fotoana ny Mandroso Ara-panahy (Marka 4:26-29)
• Mitaky Fotoana ny Manatratra Tanjona (Mpitoriteny 11:4, 6)
11:05 Hira 143 sy Fampandrenesana
11:15 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: Niandry An’i Jehovah i Davida (1 Samoela 24:2-15; 25:1-35; 26:2-12; Salamo 37:1-7)
11:45 Ankasitraho Andriamanitra Satria Faran’izay Manam-paharetana Izy (Romanina 2:4, 6, 7; 2 Petera 3:8, 9; Apokalypsy 11:18)
12:15 Hira 147 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 17
1:50 Manàna Faharetana Hoatran’i Jesosy (Hebreo 12:2, 3)
2:10 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Mandova ny Fampanantenana Noho Izy Ireo Nanam-paharetana
• Abrahama sy Saraha (Hebreo 6:12)
• Josefa (Genesisy 39:7-9)
• Joba (Jakoba 5:11)
• Mordekay sy Estera (Estera 4:11-16)
• Zakaria sy Elizabeta (Lioka 1:6, 7)
• Paoly (Asan’ny Apostoly 14:21, 22)
3:10 Hira 11 sy Fampandrenesana
3:20 LAHATENY MIFAMPITOHY: Mampianatra Antsika ny Zavaboary hoe Amin’ny Fotoana Mety Foana i Jehovah no Manao Zavatra
• Ny Zavamaniry (Matio 24:32, 33)
• Ny Biby any An-dranomasina (2 Korintianina 6:2)
• Ny Vorona (Jeremia 8:7)
• Ny Bibikely (Ohabolana 6:6-8; 1 Korintianina 9:26)
• Ny Biby Mampinono (Mpitoriteny 4:6; Filipianina 1:9, 10)
4:20 “Tsy Fantatrareo na ny Andro na ny Ora” (Matio 24:36; 25:13, 46)
4:55 Hira 27 sy Vavaka Famaranana
Mety ho Tianao Koa
MOMBA ANAY
Tongava Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’
Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.
FIVORIAMBE
Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2023: “Manàna Faharetana”!
Asainay ianao hanatrika ny fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.
FIVORIAMBE
“Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao”: Ampahany
Ho hitanao ato hoe vao mainka isika hiantehitra amin’i Jehovah rehefa miatrika olana tsy mbola natrehintsika.
FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY VONDROM-PARITRA 2023