Alahady HANDEFA Alahady Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra “MITOERA AO AMIN’NY FITIAVAN’ANDRIAMANITRA”—JODA 21 MARAINA 9.20 Mozika Fanokafana 9.30 Hira 106 sy Vavaka 9.40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tadidio fa ny Fitiavana... Mahari-po Sady Tsara Fanahy (1 Korintianina 13:4) Tsy Mialona Sady Tsy Mirehareha (1 Korintianina 13:4) Tsy Mieboebo Sady Tsy Manao Izay Tsy Mahamendrika (1 Korintianina 13:4, 5) Tsy Mitady Izay Hahasoa ny Tenany Sady Tsy Mora Tezitra (1 Korintianina 13:5) Tsy Mitana Lolompo Sady Tsy Mifaly Noho ny Tsy Fahamarinana (1 Korintianina 13:5, 6) Mifaly Noho ny Fahamarinana Sady Mandefitra ny Zava-drehetra (1 Korintianina 13:6, 7) Mino ny Zava-drehetra Sady Manantena ny Zava-drehetra (1 Korintianina 13:7) Miaritra ny Zava-drehetra Sady Tsy ho Levona Mandrakizay (1 Korintianina 13:7, 8) 11.10 Hira 150 sy Fampandrenesana 11.20 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Mbola Misy Ihany ve ny Olona Tena Mifankatia? (Jaona 13:34, 35) 11.50 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana 12.20 Hira 1 sy Fiatoana TOLAKANDRO 1.35 Mozika Fanokafana 1.45 Hira 124 1.50 FILMA: Ny Tantaran’i Josia: Tiavo i Jehovah ary Ankahalao ny Ratsy (Fizarana 2) (2 Mpanjaka 22:3-20; 23:1-25; 2 Tantara 34:3-33; 35:1-19) 2.20 Hira hoe “Omeo Herim-po Aho” sy Fampandrenesana 2.30 Saintsaino ny “Fitiavana Nasehon’i Jehovah” (Salamo 107:43; Efesianina 5:1, 2) 3.30 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Alahady FANDAHARAN’NY FIVORIAMBE 2019 Alahady Tenin’ny Tanana Malagasy Alahady https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102019293/univ/art/1102019293_univ_sqr_xl.jpg