Alahady HANDEFA Alahady Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra “... vao ho tonga ny farany”—Matio 24:14 Maraina 9:20 Mozika Fanokafana 9:30 Hira 84 sy Vavaka 9:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tahafo Ireo Nino ny Vaovao Tsara • Zakaria (Hebreo 12:5, 6) • Elizabeta (1 Tesalonianina 5:11) • Maria (Salamo 77:12) • Josefa (Ohabolana 1:5) • Simeona sy Ana (1 Tantara 16:34) • Jesosy (Jaona 8:31, 32) 11:05 Hira 65 sy Fampandrenesana 11:15 LAHATENY HO AN’NY BESINIMARO: Tsy Matahotra Vaovao Ratsy Isika! (Salamo 112:1-10) 11:45 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana 12:15 Hira 61 sy Fiatoana Tolakandro 1:35 Mozika Fanokafana 1:45 Hira 122 1:50 TANTARA ARA-BAIBOLY HENOINA: “Tsy Hiandry Intsony Andriamanitra” (Apokalypsy 10:6) 2:20 Hira 126 sy Fampandrenesana 2:30 Inona no Nianaranao? 2:40 Nahoana Isika no Tokony ‘Hino Foana An’ilay Vaovao Tsara’? (1 Korintianina 2:16; 15:1, 2, 58; Marka 6:30-34) 3:30 Hira Vaovao sy Vavaka Famaranana Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa MOMBA ANAY Tongava Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity. FIVORIAMBE Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ Asainay ianao hanatrika ny fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity. FIVORIAMBE Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Ampahany Jereo ny ampahany amin’ny Fizarana 1 amin’ilay video Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy. Halefa amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2024 io fizarana io. Hanao Pirinty Hizara Hizara Alahady FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY VONDROM-PARITRA 2024 ALAHADY | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ Tenin’ny Tanana Malagasy ALAHADY | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102024196/univ/art/1102024196_univ_sqr_xl.jpg CO-pgm24 4