Asabotsy
“Ambarao isan’andro ny vaovao tsaran’ny famonjeny”—Salamo 96:2
Maraina
9:20 Mozika Fanokafana
9:30 Hira 53 sy Vavaka
9:40 “Tsy Maintsy Mitory ny Vaovao Tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra ... Aho” (Lioka 4:43)
9:50 TANTARA:
Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 1
Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Tapany II (Matio 2:1-23; Lioka 2:1-38, 41-52; Jaona 1:9)
10:25 Hira 69 sy Fampandrenesana
10:35 LAHATENY MIFAMPITOHY: Tanteraka ny Faminaniana Momba ny Mesia
• Nisy Iraka Nialoha Azy (Malakia 3:1; 4:5; Matio 11:10-14)
• Nateraky ny Virjiny (Isaia 7:14; Matio 1:18, 22, 23)
• Teraka Tany Betlehema (Mika 5:2; Lioka 2:4-7)
• Narovana Tamin’izy Mbola Kely (Hosea 11:1; Matio 2:13-15)
• Nantsoina hoe Nazareanina (Isaia 11:1, 2; Matio 2:23)
• Tonga Tamin’ny Fotoana Voatondro (Daniela 9:25; Lioka 3:1, 2, 21, 22)
11:40 BATISA: Ekeo Foana ny Vaovao Tsara (2 Korintianina 9:13; 1 Timoty 4:12-16; Hebreo 13:17)
12:10 Hira 24 sy Fiatoana
Tolakandro
1:35 Mozika Fanokafana
1:45 Hira 83
1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ampiasao ny Vaovao Tsara mba Hiatrehana Olana
• Rehefa Misy Mifosafosa (Isaia 52:7)
• Rehefa Enjehin’ny Eritreritra (1 Jaona 1:7, 9)
• Rehefa Mandinika ny Zava-mitranga Amin’izao (Matio 24:14)
• Rehefa Kivy (Matio 11:28-30)
2:35 LAHATENY MIFAMPITOHY: “Mazoto Mitory ny Vaovao Tsara”
• Tsy ny Apostoly Ihany no Nirahina (Romanina 1:15; 1 Tesalonianina 1:8)
• Anisan’ny Fanompoana An’i Jehovah ny Fitoriana (Romanina 1:9)
• Vonona Sady Efa Miaraka Amin’ny Fitaovana Ilaina (Efesianina 6:15)
3:15 VIDEO: ‘Mamoa ny Vaovao Tsara Sady Miparitaka Eran’izao Tontolo Izao’ (Kolosianina 1:6)
3:40 Hira 35 sy Fampandrenesana
3:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Torio Foana ny Vaovao Tsara
• Na Aiza na Aiza Misy Anao (2 Timoty 4:5)
• Na Aiza na Aiza Hitarihan’i Jehovah (Asan’ny Apostoly 16:6-10)
4:15 Vonona Hanao Inona Ianao “Noho ny Vaovao Tsara”? (1 Korintianina 9:23; Isaia 6:8)
4:50 Hira 21 sy Vavaka Famaranana
Mety ho Tianao Koa
MOMBA ANAY
Tongava Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’
Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.
FIVORIAMBE
Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’
Asainay ianao hanatrika ny fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.
FIVORIAMBE
Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Ampahany
Jereo ny ampahany amin’ny Fizarana 1 amin’ilay video Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy. Halefa amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2024 io fizarana io.
FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY VONDROM-PARITRA 2024