Zoma HANDEFA Zoma Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra “Vaovao tsara hitondra fifaliana lehibe ho an’ny olona rehetra”—Lioka 2:10 Maraina 9:20 Mozika Fanokafana 9:30 Hira 150 sy Vavaka 9:40 LAHATENIN’NY MPITARI-DRAHARAHA: Nahoana Isika no Mila Vaovao Tsara? (1 Korintianina 9:16; 1 Timoty 1:12) 10:10 TANTARA: Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 1 Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Tapany I (Matio 1:18-25; Lioka 1:1-80; Jaona 1:1-5) 10:45 Hira 96 sy Fampandrenesana 10:55 LAHATENY MIFAMPITOHY: ‘Notarihin’ny Fanahy Masina Izy Ireo’ • Matio (2 Petera 1:21) • Marka (Marka 10:21) • Lioka (Lioka 1:1-4) • Jaona (Jaona 20:31) 12:10 Hira 110 sy Fiatoana Tolakandro 1:35 Mozika Fanokafana 1:45 Hira 117 1:50 LAHATENY MIFAMPITOHY: Minoa ny Marina Momba An’i Jesosy • Ny Teny (Jaona 1:1; Filipianina 2:8-11) • Ny Anarany (Asan’ny Apostoly 4:12) • Ny Nahaterahany (Matio 2:1, 2, 7-12, 16) 2:30 Hira 99 sy Fampandrenesana 2:40 LAHATENY MIFAMPITOHY: Ny Lesona Azo Ianarana avy Amin’ny Tany Nisy An’i Jesosy • Toerana Samihafa (Deoteronomia 8:7) • Ny Biby (Lioka 2:8, 24) • Ny Sakafo (Lioka 11:3; 1 Korintianina 10:31) • Ny Fiainana tao An-trano (Filipianina 1:10) • Ny Fiaraha-monina (Deoteronomia 22:4) • Ny Fampianarana (Deoteronomia 6:6, 7) • Ny Fivavahana (Deoteronomia 16:15, 16) 4:15 Nahoana Ilay Vaovao Tsara no Antsoina hoe “Vaovao Tsara Mandrakizay”? (Apokalypsy 14:6, 7) 4:50 Hira 66 sy Vavaka Famaranana Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa MOMBA ANAY Tongava Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity. FIVORIAMBE Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ Asainay ianao hanatrika ny fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity. FIVORIAMBE Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Ampahany Jereo ny ampahany amin’ny Fizarana 1 amin’ilay video Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy. Halefa amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2024 io fizarana io. Hanao Pirinty Hizara Hizara Zoma FANDAHARAN’NY FIVORIAMBEN’NY VONDROM-PARITRA 2024 ZOMA | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ Tenin’ny Tanana Malagasy ZOMA | Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’ https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102024194/univ/art/1102024194_univ_sqr_xl.jpg CO-pgm24 2