LESONA 13 Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra HANDEFA Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Isaia 48:17 AHOANA IZANY? Ampio ny olona hahita hoe natao ho an’azy ilay zavatra ampianarinao, sady azony ampiharina tsara. Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity INONA AVY NO TOKONY HATAONAO? Eritrereto hoe inona no ilainy. Saintsaino hoe nahoana izy no mila an’ilay zavatra horesahinao aminy, ary inona amin’ilay izy no tena hahasoa azy. Atoroy azy hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay izy. Vao manomboka miresaka ianao, dia efa ataovy izay hahitan’ny olona tsirairay mihaino anao hoe ilainy ilay zavatra horesahinao. Isaky ny manazava hevi-dehibe ianao, dia atoroy azy tsara hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay izy, fa aza milaza zavatra ankapobeny fotsiny. Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra MIEZAHA HAHAY HAMAKY TENY SY HAMPIANATRA Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra Tenin’ny Tanana Malagasy Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: Ataovy Hitany hoe Azo Ampiharina Ilay Hevitra https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/1add6d1d93/images/syn_placeholder_sqr.png th famp. 13