LESONA 17 Ataovy Tsotra sy Mora Azo ny Fanazavanao HANDEFA Ataovy Tsotra sy Mora Azo ny Fanazavanao Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra 1 Korintianina 14:9 AHOANA IZANY? Ataovy azon’ny olona tsara ny tena tianao holazaina. Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity INONA AVY NO TOKONY HATAONAO? Ataovy azo tsara aloha ilay foto-kevitra horesahinao. Raha mazava tsara aminao mantsy ilay izy, dia ho hainao ny hanazava azy tsotsotra. Aza mampiasa fehezanteny sarotra na lava be. Raha mbola azo atao, dia miezaha hampiasa fehezanteny tsotra sy fohy rehefa hanazava hevi-dehibe. Hazavao izay teny sarotra. Aza mampiasa teny tsy hain’ny olona, raha mbola azo atao. Raha tsy maintsy mampiasa teny sarotra ianao, dia hazavao ilay izy. Ohatra hoe refy fampiasa taloha, na fanaon’ny olona taloha, na anarana ao amin’ny Baiboly. Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Ataovy Tsotra sy Mora Azo ny Fanazavanao MIEZAHA HAHAY HAMAKY TENY SY HAMPIANATRA Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: Ataovy Tsotra sy Mora Azo ny Fanazavanao Tenin’ny Tanana Malagasy Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: Ataovy Tsotra sy Mora Azo ny Fanazavanao https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/f62df3bf2a/images/syn_placeholder_sqr.png th famp. 17