LESONA 6 Hazavao Tsara Izay Andinin-teny Ampiasainao HANDEFA Hazavao Tsara Izay Andinin-teny Ampiasainao Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Jaona 10:33-36 AHOANA IZANY? Aza vakina fotsiny ilay andininy, fa ataovy mazava tsara hoe inona no ifandraisany amin’ilay hevitra resahinao. Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity INONA AVY NO TOKONY HATAONAO? Atoroy hoe inona avy ny teny mifandray amin’ny hevi-dehibe. Rehefa avy mamaky andinin-teny ianao, dia avereno vakina izay teny mifandray amin’ilay hevi-dehibe tianao horesahina, na anontanio an’ilay olona. Asongadino ny hevi-dehibe. Raha efa noresahinao kely ilay hevi-dehibe talohan’ny namakianao an’ilay andininy, dia hazavao amin’izay ilay izy izao. Ampiasao ireo teny mifandray aminy, rehefa manazava ianao. Ataovy tsotra ny fanazavanao. Aza miresaka hevitra tsy tena ilaina. Mety ho efa mahafantatra momba an’ilay foto-kevitra resahinao ihany mantsy ilay olona. Izay hevitra tena hampahazava tsara an’ilay izy resahina. Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Hazavao Tsara Izay Andinin-teny Ampiasainao MIEZAHA HAHAY HAMAKY TENY SY HAMPIANATRA Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: Hazavao Tsara Izay Andinin-teny Ampiasainao Tenin’ny Tanana Malagasy Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: Hazavao Tsara Izay Andinin-teny Ampiasainao https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/1add6d1d93/images/syn_placeholder_sqr.png th famp. 6