Fizarana 4 Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo? HANDEFA Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Tsy nankatò an’Andriamanitra i Adama sy Eva ka maty. Genesisy 3:6, 23 Nihaino an’ilay bibilava i Eva ka nihinana tamin’ilay hazo. Nomeny koa i Adama ka nihinana. Nanao zavatra ratsy izy ireo, izany hoe nanota. Noroahin’Andriamanitra avy tao amin’ilay Paradisa izy ireo. Sarotra ny fiainan’i Adama sy Eva sy ny zanany. Nihantitra izy ireo ary maty. Tsy hoe nankany ankoatra izy ireo, fa lasa tsy nisy intsony. Tsy mananaina ny olona maty fa toy ny vovoka. Genesisy 3:19 Maty isika satria samy taranak’i Adama sy Eva. Tsy afaka mahita na mandre na manao zavatra ny maty.—Mpitoriteny 9:5, 10. Tsy nikasa ny hahafatesan’ny olona i Jehovah. Tsy ho ela izy dia hanangana an’ireo maty. Hiaina mandrakizay izy ireo raha mihaino azy. Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa FAMPIANARAN’NY BAIBOLY TENA ILAINA Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty? Mampanantena ny Baiboly hoe ho be dia be ny olona hatsangana amin’ny maty, hoatran’i Lazarosy. FAMPIANARAN’NY BAIBOLY TENA ILAINA Nahoana Isika no Avelan’Andriamanitra Hijaly? Misy valiny mampahery sy mahafa-po ao amin’ny Baiboly. INONA NO VOALAZA AO AMIN’NY BAIBOLY? Voaroaka tao Amin’ny Paradisa Nahoana ny taranak’i Adama sy Eva no afaka manantena hoavy tsara? Hanao Pirinty Hizara Hizara Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo? MIHAINOA AN’ANDRIAMANITRA DIA HIAINA MANDRAKIZAY IANAO Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo? Tenin’ny Tanana Malagasy Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo? https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102011083/univ/art/1102011083_univ_sqr_xl.jpg ll fizarana 4