‘Hihatsara ve ny fiainany raha mianatra Baiboly izy, ary hanao ahoana ny hoaviny?’
5. Izay fanazavana ilainy sy hanampy azy no resaho. Aza mangataka andro fa atoroy azy hoe ho voavaly ny fanontaniany raha mianatra Baiboly izy sady hahita torohevitra be dia be hanampy azy.