Ny Mampiavaka An’ity Bokikely Ity:

Ny Mampiavaka An’ity Bokikely Ity:

Natao hanampiana anao hianatra ny Tenin’Andriamanitra izy ity. Misy andinin-teny eny amin’ny faran’ny fehintsoratra, izay mamaly an’ireo fanontaniana amin’ny sora-matevina. Jereo ao amin’ny Baibolinao izy ireny.

Tadiavo ao amin’ilay andininy ny valin’ilay fanontaniana. Vonona hanampy anao ny Vavolombelon’i Jehovah, mba hahazoanao tsara ny hevitry ny Soratra Masina.—Vakio ny Lioka 24:32, 45.

Fanamarihana: Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah avokoa ny boky rehetra voalaza ato.