Taona Manan-tantara ao Amin’ny Baiboly

Taona Manan-tantara ao Amin’ny Baiboly
  1. “Tany am-piandohana...”

  2. 4026 T.K. Noforonina i Adama

  3. 3096 T.K. Maty i Adama

  4. 2370 T.K. Tonga ny Safodrano

  5. 2018 T.K. Teraka i Abrahama

  6. 1943 T.K. Fifanekena tamin’i Abrahama

  7. 1750 T.K. Namidy ho andevo i Josefa

  8. talohan’ny 1613 T.K. Fitsapana an’i Joba

  9. 1513 T.K. Niala tany Ejipta ny Israely

  10. 1473 T.K. Niditra an’i Kanana ny Israely

  11. 1467 T.K. Azo ny ankamaroan’ireo tany tao Kanana

  12. 1117 T.K. Nohosorana ho mpanjaka i Saoly

  13. 1070 T.K. Fampanantenana fa ho mpanjaka i Davida

  14. 1037 T.K. Lasa mpanjaka i Solomona

  15. 1027 T.K. Vita ny tempolin’i Jerosalema

  16. 1020 T.K. tany ho any Vita ny Tononkiran’i Solomona

  17. 997 T.K. Nizara roa ny fanjakan’ny Israely

  18. 717 T.K. tany ho any Vita ny bokin’ny Ohabolana

  19. 607 T.K. Rava i Jerosalema; lasa babo tany Babylona ny Jiosy

  20. 539 T.K. Nandresy an’i Babylona i Kyrosy

  21. 537 T.K. Niverina tany Jerosalema ny Jiosy babo

  22. 455 T.K. Naorina indray ny mandan’i Jerosalema; nanomboka ireo 69 “herinandro”

  23. Taorian’ny 443 T.K. Vita ny bokin’i Malakia

  24. 2 T.K. tany ho any Teraka i Jesosy

  25. 29 A.K. Natao batisa i Jesosy ary nanomboka nitory ny Fanjakan’Andriamanitra

  26. 31 A.K. Nifidy apostoly 12 i Jesosy; nanao Toriteny teo An-tendrombohitra

  27. 32 A.K. Natsangan’i Jesosy tamin’ny maty i Lazarosy

  28. 14 Nisana 33 A.K. Novonoina i Jesosy (Nisana: Tapatapaky ny Martsa ka hatramin’ny tapatapaky ny Aprily)

  29. 16 Nisana 33 A.K. Natsangana tamin’ny maty i Jesosy

  30. 6 Sivana 33 A.K. Pentekosta; nilatsaka ny fanahy masina (Sivana: Tapatapaky ny Mey ka hatramin’ny tapatapaky ny Jona)

  31. 36 A.K. Lasa Kristianina i Kornelio

  32. 47-48 A.K. tany ho any Dia misionera voalohany nataon’i Paoly

  33. 49-52 A.K. tany ho any Dia misionera faharoa nataon’i Paoly

  34. 52-56 A.K. tany ho any Dia misionera fahatelo nataon’i Paoly

  35. 60-61 A.K. tany ho any Nanoratra taratasy i Paoly tamin’izy nigadra tany Roma

  36. talohan’ny 62 A.K. Nanoratra ny taratasiny i Jakoba rahalahin’i Jesosy

  37. 66 A.K. Nikomy tamin’ny Romanina ny Jiosy

  38. 70 A.K. Noravan’ny Romanina i Jerosalema sy ny tempoliny

  39. 96 A.K. tany ho any Nanoratra ny Apokalypsy i Jaona

  40. 100 A.K. tany ho any Maty i Jaona, apostoly velona farany