5-11 Febroary SALAMO 1-4 HANDEFA 5-11 Febroary Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 150 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA 1. Miandania Amin’ny Fanjakan’Andriamanitra (10 min.) [Alefaso ilay VIDEO Fampidirana ny Bokin’ny Salamo.] Manohitra ny Fanjakan’Andriamanitra ny mpitondra olombelona (Sl 2:2; w21.09 37:8) Fotoana fohy no omen’i Jehovah ny olombelona mba hahafahan’izy ireo hanapa-kevitra hoe hanohana ny Fanjakany sa tsia (Sl 2:10-12) SAINTSAINO IZAO: ‘Tapa-kevitra ny tsy hidikiditra amin’ny politika mihitsy ve aho na dia mety hahitako olana aza izany?’—w16.04 29 § 11. 2. Vatosoa Ara-panahy (10 min.) Sl 1:4: Nahoana ny ratsy fanahy no toy “ny akofa entin’ny rivotra”? (it “Akofa”) Valin-teninao Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity? Valin-teninao 3. Famakiana Teny (4 min.) ll 4:1-3 (th lesona 12) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA 4. Avelao Hiresaka Ilay Olona: Inona no Nataon’i Filipo? (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 2:1-2. 5. Avelao Hiresaka Ilay Olona: Tahafo i Filipo (8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 2:3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.” NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 32 6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana (15 min.) 7. Fianarana Baiboly (30 min.) lfb 40, 41, 42 Teny Famaranana (3 min.) | Hira 61 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 5-11 Febroary TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 5-11 Febroary 2024 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 5-11 Febroary 2024 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202024006/univ/art/202024006_univ_sqr_xl.jpg mwb24.1 6