12-18 Aogositra

SALAMO 73-74

12-18 Aogositra

Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Ahoana Raha Mitsiriritra Olona tsy Manompo An’i Jehovah Isika?

(10 min.)

Mety hitsiriritra olona tsy manompo an’Andriamanitra isika (Sl 73:3-5; w20.12 51:14)

Hiova ny fomba fijerintsika raha manompo an’i Jehovah miaraka amin’ny rahalahy sy anabavy isika fa tsy mitokantokana (Sl 73:17; Oh 18:1; w20.12 51:15-16)

Eo amin’ny “toerana malama” ny olona tsy manompo an’Andriamanitra; ‘homena voninahitra’ kosa ny olona manompo an’Andriamanitra (Sl 73:18, 19, 24; w20.12 51:15)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 74:10, 18, 23: Nahoana no afa-baraka ny anaran’Andriamanitra? Ary ahoana ny fihetseham-ponao amin’izany? (w21.07 27:5)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) hf 2:1-4 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mitadiava hirika hiresahana amin’ny olona iray fantatrao momba ny zavatra renao vao haingana tany am-pivoriana. (lmd 2:4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) AMPAHIBEMASO. Asao hianatra Baiboly ilay olona ary atoroy azy ny fanaovana an’ilay izy. (lmd 8:3)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.) Lahateny. lff 14:1-3: Foto-kevitra: Ahoana no Tian’Andriamanitra Hanompoantsika Azy? (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 72

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 99, 100

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 98 sy Vavaka