19-25 Aogositra SALAMO 75-77 HANDEFA 19-25 Aogositra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 120 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA 1. Nahoana no Ratsy ny Mirehareha? (10 min.) Tsy mampifaly an’Andriamanitra ny olona mirehareha (Sl 75:4; 1Ti 3:6; w18.01 28 § 4-5) Avy amin’i Jehovah izay andraikitra na fanendrena azontsika eo anivon’ny fiangonana, fa tsy hoe noho ny fahaizantsika (Sl 75:5-7; w23.04 15:11, 12) Hataon’i Jehovah tsinontsinona ny olona mirehareha, anisan’izany ny mpitondra manambony tena (Sl 76:12) 2. Vatosoa Ara-panahy (10 min.) Sl 77:11, 12: Ahoana no tokony hampiasantsika ny fitadidiantsika, rehefa jerena ny Salamo 77:11, 12? (w20.05 21:13) Valin-teninao Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity? Valin-teninao 3. Famakiana Teny (4 min.) hf 2:5, 6 (th 11) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA 4. Miresadresaha Aloha (3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mampisehoa video iray ao amin’ny jw.org, amin’ny fiteny tian’ilay olona (aza alefa), dia iaraho midinika avy eo. (lmd 1:4) 5. Miresadresaha Aloha (4 min.) ISAN-TRANO. Raha milaza aminao ilay olona hoe tsy mino an’Andriamanitra izy, dia ovao mifanaraka amin’izany ny zavatra resahinao. (lmd 2:5) 6. Rehefa Mampianatra (5 min.) lff 15:4 (lmd 11:3) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 127 7. Miezaha mba Tsy Hivadika Rehefa Misy Midera Anao (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha mba Tsy Hivadika toa An’i Jesosy: Rehefa Misy Midera Anao. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo: Inona no azontsika ianarana avy amin’i Sergei rehefa nisy nidera azy? Valin-teninao 8. Ezaka Manokana Hanombohana Fampianarana Baiboly Amin’ny Bokikely na Boky Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, Amin’ny Septambra (8 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Ampirisiho mba hazoto handray anjara amin’ilay ezaka manokana ny mpitory, ary resaho ny fandaharan’ny fiangonana. 9. Fianarana Baiboly (30 min.) lfb 101, 102 Teny Famaranana (3 min.) | Hira 95 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 19-25 Aogositra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 19-25 Aogositra 2024 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 19-25 Aogositra 2024 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202024248/sign/art/202024248_sign_sqr_xl.jpg mwb24.7 8