22-28 Jolay SALAMO 66-68 HANDEFA 22-28 Jolay Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 7 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA 1. Mitondra ny Entantsika Isan’andro i Jehovah (10 min.) Mihaino ny vavaka ataontsika i Jehovah ary mamaly azy ireny (Sl 66:19; w23.05 21:15) Miahy an’ireo mila fanampiana i Jehovah (Sl 68:5; w10 1/12 23 § 5; w09 1/4 31 § 1) Manampy antsika i Jehovah isan’andro (Sl 68:19; w23.01 3:17) SAINTSAINO IZAO: Ahoana no ampisehoanao hoe avelanao hitondra ny entanao i Jehovah? 2. Vatosoa Ara-panahy (10 min.) Sl 68:18: Iza ireo ‘lehilahy natao fanomezana’ tamin’ny andron’ny Israely? (w06 1/6 10 § 4) Valin-teninao Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity? Valin-teninao 3. Famakiana Teny (4 min.) hf 1:7, 8 (th lesona 11) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA 4. Miresadresaha Aloha (3 min.) ISAN-TRANO. Tsy mitovy amin’ny anao ny kolontsain’ilay tompon-trano. (lmd 5:3) 5. Rehefa Miverina Mitsidika (4 min.) ISAN-TRANO. Iaraho midinika amin’ilay olona ilay taratasy mivalona napetrakao tamin’ianao nitory taminy. (lmd 9:3) 6. Rehefa Mampianatra (5 min.) lff 15:1-3 sy Fampidirana (th lesona 8) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 102 7. Misy Azonao Atao ve mba Hanamaivanana ny Mpiara-manompo? (15 min.) Fiaraha-midinika. Tsy misy mpanompon’Andriamanitra voatery hiady irery rehefa miatrika olana. (2Ta 20:15; Sl 127:1) Manampy antsika mantsy i Jehovah. (Is 41:10) Ahoana avy no anaovany an’izany? Manome tari-dalana antsika amin’ny alalan’ny Teniny sy ny fandaminany izy. (Is 48:17) Manome ny fanahiny masina koa izy, ary mahery izy io. (Lk 11:13) Mandrisika ny rahalahy sy anabavy koa izy mba hampahery antsika. (2Ko 7:6) Midika izany fa azon’i Jehovah ampiasaina isika tsirairay mba hanamaivanana ny mpiara-manompo. Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Be Taona. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo: Inona no azonao atao mba hanamaivanana ny be taona? Valin-teninao Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Mpanompo Manontolo Andro. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo: Inona no azonao atao mba hanamaivanana ny mpanompo manontolo andro? Valin-teninao Alefaso ilay VIDEO hoe Miezaha Foana Haneho Fitiavana Amin’ny Mpiara-manompo: Ny Vahiny. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo: Inona no azonao atao mba hanamaivanana an’izay miatrika zava-tsarotra? Valin-teninao 8. Fianarana Baiboly (30 min.) lfb 93; Fampidirana ny Fizarana 14; 94 Teny Famaranana (3 min.) | Hira 88 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 22-28 Jolay TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 22-28 Jolay 2024 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 22-28 Jolay 2024 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202024244/sign/art/202024244_sign_sqr_xl.jpg mwb24.7 4