HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Sarobidy Taminy ny Fahendrena

Sarobidy Taminy ny Fahendrena

Nanao dia lavitra sady mandreraka ny mpanjakavavin’i Sheba mba hitsidihana an’i Solomona (2Ta 9:1, 2; w99 1/11 20 § 4; w99 1/7 30 § 4-5)

Gaga be izy rehefa nahita ny fahendrena sy ny harenan’i Solomona (2Ta 9:3, 4; w99 1/7 30-31; jereo ny sary, pejy 1)

Nahatonga azy hidera an’i Jehovah ny zavatra hitany (2Ta 9:7, 8; it “Solomona”: “Nitsidika an’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba” § 2)

Tena sarobidy tamin’ny mpanjakavavin’i Sheba ny fahendrena ka vonona hanao sorona be izy mba hahazoana an’izany.

SAINTSAINO IZAO: ‘Vonona hitady fahendrena hoatran’ny mikaroka harena miafina ve aho?’​—Oh 2:1-6.