13-19 Martsa

1 TANTARA 27-29

13-19 Martsa
  • Hira 133 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Jesosy​—Mt 20:28. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana ianao. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Antony Nahafatesan’i Jesosy? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy. (th lesona 9)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Mitsidika olona liana sy nandray fanasana Fahatsiarovana ianao. Manomboha fampianarana Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 4

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Martsa ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 40

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 45 sy Vavaka