17-23 Aprily 2 Tantara 10-12 HANDEFA 17-23 Aprily Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 103 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Mitadiava Torohevitra Feno Fahendrena”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) 2Ta 11:15: Mety hanondro inona ilay teny hoe “demonia miendrika osy”? (it “Demonia Miendrika Osy” § 3-4) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 10:1-10 (th lesona 2) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12) Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6) Lahateny: (5 min.) be 69 § 4-5: Foto-kevitra: Mampiofana ny Mpianatrao ve Ianao Rehefa Mangataka Torohevitra Aminao Izy? (th lesona 20) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 79 “Ahoana no Ampiasana An’ireo Video Miresaka Momba ny Fianarana Baiboly?”: (5 min.) Lahateny sy video. Alefaso ilay video hoe Faly Hiara-mianatra Baiboly Aminao Izahay. Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.) Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 43 Teny Famaranana (3 min.) Hira 121 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 17-23 Aprily TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 17-23 Aprily 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 17-23 Aprily 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023095/univ/art/202023095_univ_sqr_xl.jpg mwb23.3 16