Betsaka ny olona nilaina sy ny tanàna nila naorina mba hasiana an’ireo antoko-miaramila vaovaon’i Solomona (2Ta 1:14; it “Tafika”: “Miaramila an-tsoavaly na nitondra kalesy” § 3; it “Kalesy” § 6-7)
Niadana ny vahoaka tamin’ny voalohany rehefa nitondra i Solomona. Nampitondra enta-mavesatra azy ireo anefa izy tatỳ aoriana. Nanampy trotraka ny nataon’ny rainy i Rehoboama Mpanjaka, dia nikomy ny vahoaka. (2Ta 10:3, 4, 14, 16) Misy vokany foana ny fanapahan-kevitra raisintsika.—Ga 6:7.
TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA