27 Martsa–2 Aprily 2 Tantara 5-7 HANDEFA 27 Martsa–2 Aprily Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 129 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Ho ao Foana ny Foko”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) 2Ta 6:29, 30: Nahoana no mampahery antsika io vavaka nataon’i Solomona io? (w10 1/12 11 § 7) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 6:28-35 (th lesona 11) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Fanasana Fahatsiarovana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Liana ilay olona, dia asehoy azy ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 3) Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Tapitra ny lahatenin’ny Fahatsiarovana, dia miezaha hanombo-dresaka amin’ny olona nasainao. Valio ny fanontaniana iray napetrany momba an’ilay fandaharana. (th lesona 17) Lahateny: (5 min.) w93 1/2 31: Foto-kevitra: Inona no Azo Atao Raha Tsy Afaka Manatrika ny Fahatsiarovana Ianao Noho ny Antony Tena Maningana? (th lesona 18) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 36 “Arovy ny Fonao”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video. Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.) Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 41: Hevitra 5, famintinana, famerenana ary tanjona Teny Famaranana (3 min.) Hira 34 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 27 Martsa–2 Aprily TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 27 Martsa–2 Aprily 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 27 Martsa–2 Aprily 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023089/univ/art/202023089_univ_sqr_xl.jpg mwb23.3 10