11-17 Martsa SALAMO 18 HANDEFA 11-17 Martsa Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 148 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA 1. “I Jehovah no ... Mpamonjy Ahy” (10 min.) Hoatran’ny harambato sy manda fiarovana ary ampinga i Jehovah (Sl 18:1, 2; w09 1/5 14 § 4-5) Mihaino ny antso vonjy ataontsika i Jehovah (Sl 18:6; it “Feo”: “Feon’olombelona” § 2) Manao zavatra i Jehovah mba hanampiana antsika (Sl 18:16, 17; w22.04 3 § 1) Mety hesorin’i Jehovah indraindray ny olana mahazo antsika, hoatran’ny nataony tamin’i Davida. Matetika anefa izy no manisy “lalan-kivoahana”, izany hoe manome izay ilaintsika mba hahavitantsika miaritra an’ilay zava-tsarotra.—1Ko 10:13. 2. Vatosoa Ara-panahy (10 min.) Sl 18:25: Inona ny soa raisintsika rehefa tsy mivadika isika? (w23.08 33:16) Valin-teninao Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity? Valin-teninao 3. Famakiana Teny (4 min.) ll 6:3, 4 (th lesona 10) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA 4. Miezaha ho Tsara Fanahy: Ahoana no Nataon’i Jesosy? (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 3:1-2. 5. Miezaha ho Tsara Fanahy: Tahafo i Jesosy (8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 3:3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.” NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 60 6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana (5 min.) 7. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Martsa ity (10 min.) Alefaso ilay VIDEO. 8. Fianarana Baiboly (30 min.) lfb 52, 53, 54 Teny Famaranana (3 min.) | Hira 69 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 11-17 Martsa TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 11-17 Martsa 2024 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 11-17 Martsa 2024 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202024083/univ/art/202024083_univ_sqr_xl.jpg mwb24.3 3