11-17 Desambra

JOBA 25-27

11-17 Desambra
  • Hira 34 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mahavita Tsy Mivadika ny Olona Tsy Lavorary”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 26:14: Na dia kely fotsiny aza ny zavatra fantatsika momba ny zavaboary, dia inona ny toetran’i Jehovah hitantsika avy amin’izy ireny? (w16.11 9 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Teny: (4 min.) lffi 3:1-3 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA