HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mahavita Tsy Mivadika ny Olona Tsy Lavorary

Mahavita Tsy Mivadika ny Olona Tsy Lavorary

Diso hevitra i Joba dia nanakiana an’Andriamanitra (Jb 27:1, 2)

Nihevitra ny tenany ho olona tsy mivadika i Joba, na dia nanao fahadisoana aza (Jb 27:5; it Tsy Fivadihana: “Ny tsy fivadihana sy ny zon’Andriamanitra hitondra” § 4)

Tsy voatery hoe lavorary isika vao hahavita tsy hivadika amin’i Jehovah, fa mila tia azy amin’ny fo manontolo (Mt 22:37; w19.02 3 § 3-4)

SAINTSAINO IZAO: Nahoana no manampy anao tsy ho kivy ny mahafantatra hoe tsy mitady ny tonga lafatra avy aminao i Jehovah?