13-19 Novambra JOBA 15-17 HANDEFA 13-19 Novambra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 90 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Aza Manahaka An’i Elifaza”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) Jb 16:22: Midika ve io tenin’i Joba io hoe tsy nino ny fitsanganana amin’ny maty izy? (w06 15/3 14 § 11) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Teny: (4 min.) lffi 1:3, 4 (th lesona 12) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Baiboly—Jb 26:7. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo. Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra fanasana hianatra Baiboly izy. (th lesona 11) Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff famerenana ny fizarana 1, fanontaniana 6-10 (th lesona 8) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 96 Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.) Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 10, 11, 12 Teny Famaranana (3 min.) Hira 118 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 13-19 Novambra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 13-19 Novambra 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 13-19 Novambra 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023404/univ/art/202023404_univ_sqr_xl.jpg mwb23.11 5