HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Manahaka An’i Elifaza

Aza Manahaka An’i Elifaza

Nilaza tamin’i Joba i Elifaza hoe tsy hahavita hampifaly an’Andriamanitra mihitsy ny olombelona (Jb 15:14-16; w22.10 44:10)

Nilaza an-kolaka i Elifaza hoe ratsy fanahy, hono, i Joba matoa nijaly (Jb 15:20)

Tsy nampionona an’i Joba mihitsy ny tenin’i Elifaza (Jb 16:1, 2)

Tsisy marina ny tenin’i Elifaza tamin’i Joba. Sarobidy amin’i Jehovah ny ezaka ataontsika mba hanompoana azy. (Sl 149:4) Mety hiatrika zava-tsarotra na dia ny olo-marina aza.​—Sl 34:19.

SAINTSAINO IZAO: Ahoana no ‘hampaherezantsika ny kivy’?​—1Te 5:14; w15 15/2 9 § 16.