18-24 Desambra JOBA 28-29 HANDEFA 18-24 Desambra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Hira 39 sy Vavaka Teny Fampidirana (1 min.) HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA “Tsara Laza Hoatran’i Joba ve Ianao?”: (10 min.) Vatosoa Ara-panahy: (10 min.) Jb 29:24: Inona no ianarantsika avy amin’ny nataon’i Joba? (g00 8/7 17 § 3) Valin-teninao Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa? Valin-teninao Famakiana Teny: (4 min.) lffi 3:4 (th lesona 5) FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 3) Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 17) Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 13: Teny fampidirana an’ilay hoe Andao Hohalalinintsika sy hevitra 4 (th lesona 6) NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA Hira 121 “Inona no Azonao Atao mba Hiarovana ny Lazantsika?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video. Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 22; Fampidirana ny Fizarana 5; Lesona 23, 24 Teny Famaranana (3 min.) Hira 50 sy Vavaka Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 18-24 Desambra TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 18-24 Desambra 2023 Tenin’ny Tanana Malagasy Fivoriana Momba ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Fandaharana ho An’ny 18-24 Desambra 2023 https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202023418/univ/art/202023418_univ_sqr_xl.jpg mwb23.11 19