HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tsara Laza Hoatran’i Joba ve Ianao?

Tsara Laza Hoatran’i Joba ve Ianao?

Lasa nohajain’ny mpiara-belona taminy i Joba (Jb 29:7-11)

Nalaza ho be fitiavana sy tsy nivadika tamin’ireo nila fanampiana i Joba (Jb 29:12, 13; w02 15/5 22 § 19; jereo ny sary, pejy 1)

Nanao ny rariny sy tia fahamarinana i Joba (Jb 29:14; it Fitafiana: “Heviny an’ohatra” § 3)

Zava-dehibe ny hoe tsara laza. (w09 1/2 15 § 3-4) Lasa manana laza tsara isika rehefa miezaka manao ny tsara foana.

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no toetra ahafantaran’ny olona ahy?’