20-26 Novambra

JOBA 18-19

20-26 Novambra
  • Hira 44 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 19:1, 2: Inona no ianarantsika avy amin’ny fihetsik’i Joba rehefa nanao teny maharary azy ny “namany”? (w94 1/10 32)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Teny: (4 min.) lffi 2:1-3 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA