HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao

Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao

Nihatakatahan’ny havany i Joba (Jb 19:13)

Tsy nanaja an’i Joba intsony ny ankizy sy ny mpanompony (Jb 19:16, 18)

Nivadika tamin’i Joba ny namany akaiky (Jb 19:19)

SAINTSAINO IZAO: ‘Raha miatrika olana ny mpiara-manompo amiko, dia ahoana no hataoko mba hampisehoana aminy hoe mbola tia sy tsy manary azy aho?’​—Oh 17:17; w22.01 3:9; w21.09 39:16; w90 1/12 22 § 20.