25-31 Desambra

JOBA 30-31

25-31 Desambra
  • Hira 28 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nadio Fitondran-tena Foana i Joba”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Jb 31:35: Inona no azontsika atao mba tsy hitovy amin’ny naman’i Joba isika, rehefa misy olona miresaka amintsika ny olana mahazo azy? (w05 15/11 11 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Teny: (4 min.) lffi 3:5 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA