NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Maharatsy ny Sary Vetaveta?

Inona no Maharatsy ny Sary Vetaveta?

Tsy sarotra amin’ny olona amin’izao ny mahita sary vetaveta satria feno azy ireny hatraiza hatraiza. Betsaka no mieritreritra hoe tsy mampaninona izy ireny, ary misy mpivavaka mieritreritra hoatran’izany mihitsy aza.

JEREO ILAY VIDEO HOE FAHOTANA VE NY MIJERY SARY VETAVETA?, ARY VALIO IRETO:

Ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny sary vetaveta rehefa jerena ireto andininy ireto?